Adolf Hitler

Adolf Hitler

I Adolf Hitler, teraka tamin'ny 20 Aprily 1889 tany Braunau am Inn any Aotrisy (Aotrisy-Hongaria tamin'izany fotoana izany) ary maty namono-tena tamin'ny 30 Aprily 1945 any Berlin, dia mpanao politika alemana, mpamorona sy tarehin'ny nazisma, mpitondran'ny Reich Fahatelo.

Tonga teo an-tampon' Alemaina tamin'ny alànan'i Antoko Tia-tanindrazana-sosialisty ny mpiasa Alemana (NSDAP) nalainy tamin'ny 1921, lasa chancelier-n'ny Reich isy tamin'ny 30 Janoary 1933, ary lasa filoha tamin'ny 1934 izy, lohateny navadiny ho Führer (« mpitondra »)


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne