Afelia

Ny afelia dia teboky ny lalan' ny zavatra eny amin' ny lanitra mihodidina ny Masoandro izay manalavitra indrindra ny ivon-danjan' ny Masoandro. Ny perihelia no mifanohitra amin' ny afelia.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne