Ambositra

20°31′49″S 47°14′36″E / 20.530340°S 47.243440°E / -20.530340; 47.243440

Ambositra
Velarantany NC
Isam-ponina 130 383 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Madagasikara
Faritany Fianarantosa
Faritra Amoron'i Mania

I Ambositra dia kaominina malagasy ao amin' ny distrikan' Ambositra, Faritra Amoron' i Mania. Renivohitry ny sikotra sy ny asatanana Ambositra. Ao no anamboarana ireo sikotra Zafimaniry. Mamboly vary ny faritra. Fomba fiteny ny hoe: "Resak' Ambositra tsa ho lany", ilazàna fa mandray olona Ambositra sady tsara fihavanana amin' ny olona rehetra, tsy mankahala vahiny fa mora havanina. Betsileo ny ankabeazan' ny mponina.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne