Andrianamboninolona dia anaran’ ny iray amin’ ireo zanaka naterak’ Andriamananitany sy Randranomboahangy. Ny Andrianamboninolona koa dia anarana iantsoana ny satan’ ny iray amin’ ireo antanantohatr’ andriana fito nisy tao Imerina talohan’ ny taona 1896.