Ny Antetsimeto dia sampan' ny foko Antalaotra-Anakara izay isan' ny vondrom-poko Antemoro. Ny sampana hafa ao amin' io foko antalaotra-anakara io dia ny Anakara sy ny Anterotry ary ny Zafimbolajia.
Developed by Nelliwinne