I Antiokosy Zandriny dia lefitry ny mpanjaka seleokida tao Siria atao hoe Antiokosy III, izay tokony handimby an-drainy nefa maty talohan'ny fotoana. I Laodike III no reniny. Teraka tamin'ny taona 221 tal. J.K. izy ary maty tamin'ny taona 193 tal. J.K.