Arjentina

((es))
((es))
Repoblika Arjentina ((mg))
Sain'i Arjentina Mari-piandrian'i Arjentina
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Anatin'ny Firaisana ary ny Fahafahana
Teny ofisialy fiteny Espaniola1
Renivohitra Buenos Aires
34°37′S 58°21′W / 34.617°S 58.350°W / -34.617; -58.350
Tanàna lehibe indrindra Buenos Aires, San Salvador de Jujuy, Mendoza, Córdoba, Santa Fe de la Vera Cruz, Formosa, Corrientes (Arjentina)
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
Repoblika Federaly
Javier Milei
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 8
2 766 8902 km²
1,1
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 31
40 677 348 mpo.
14 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Arjentina
IDH (2007) (mitombo) 0,866[1] (ambony) faha-47
Sandam-bola Peso arjentina (ARS)
Faritr'ora UTC -3. amin'ny andro fahavaratra UTC-2 (tsy manerana ny firenena)
Hiram-pirenena Himno Nacional Argentino
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+54

Endrika:Notes pays

Salta

I Arjentina na Arzantina na Repoblika Arjentina na Repoblika Arantika dia firenena iray izay mivelatra eo amin' ny faritra atsinanan' ny tanjona atsimon' i Amerika Atsimo. Ny renivohiny dia i Buenos Aires ary ny firenena manodidina azy dia i Silia ao andrefana, i Bôlivia sy i Paragoay ao avaratra, i Brezila sy i Orogoay ao avaratra-atsinanana. Ny velarany dia 2 791 810 km2 ary ny mponiny dia eo amin' ny 46 tapitrisa tamin' ny taona 2022. Tsy manana fiteny ôfisialy i Arjentina nefa ny fiteny espaniôla no fitenin' ny maro anisa.

Atao hoe Argentina na República Argentina ity firenena ity amin' ny teny espaniôla.

Manana velaran-tany malalaka midadasika (izay atao hoe Pampa) i Arzantina. Ny fambolena no iompanan' ny toekareny.

Nifandimbiasan' ny firenena eorôpeana maro nozanahina i Arzantina nanomboka tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-16, ka ny tena naharitra sady farany dia ny Espaniôla. Tamin' ny taona 1806 dia nandroaka ny tafika britanika avy ao an-tanànany ny vahoaka tao Buenos Aires. Izany no fiandohan' ny fizorana mankany amin' ny fahaleovan-tena, fahaleovan-tena azo sy nambara tamin' ny taona 1816. Tamin' ny taonjato faha-20 dia fitondrana entina miaramila nifandimby sy nanjakan' ny jadona no nitantana an' ilay firenena talohan' ny hiverenana indray amin' ny demôkrasia tamin' ny taona 1983.

  1. ((en)) [1] - Tatitry ny fivoarana nosoratan'ny [[Organisation des Nations unies|Firenena Mikambana

From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne