Bamako

12°38′43″N 8°00′08″W / 12.64533°N 8.00233°W / 12.64533; -8.00233

Bamako
Velarantany 245,0 km2
Isam-ponina 1 809 106 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna Adama Sangaré<ref>[http://www.maliweb.net/category.php?NID
Firenena Mali
Faritany NC
Faritra NC
Bamako

I Bamako dia tanàna renivohitr' i Malỳ sy tanàna lehibe indrindra ao amin' ity firenena ity. Manana seranan-tsambo an-drenirano manan-danja ao amin' ny ony Niger sady foibe ara-barotra malaza manerana ny faritra izy, io tanàna io ihany koa no foibem-pitantanana lehibe ao amin' ilay firenena ary misy mponina 2 529 300 tamin' ny taona 2020. Antsoina hoe Bamakoà ny mponina ao aminy. Natsangana ho distrika i Bamako renivohitra ary nozaraina ho kaominina enina.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne