Ny Bokin' ny Mpitoriteny na Bokin' ny Kôhelety na Bokin' ny Eklesiasta dia boky hita ao amin' ny Baiboly ao amin' ny Testamenta Taloha izay miresaka momba ny mahazava-poana ny fiainan' ny olombelona mbamin' ny asa izay ataony raha tsy miaraka amin' ny fatahorana an' Andriamanitra.