Bokin' ny Salamo

Ny mpaminany Davida, sary nataon' i Nikolaos Doxaras (1705-1775)

Ny Bokin' ny Salamo, na Salamo, dia boky ao amin' ny Testamenta Talohan' ny Baiboly kristiana sy ao amin' ny Baiboly jiosy, izay misy amboaran-kira sy tononkalo fiderana an' Andriamanitra miisa 150. Voasokajy ho bokim-pahendrena izy ao amin' ny Baiboly kristiana. Anisan' ireo atao amin' ny teny hebreo hoe Ketuvim ("Soratra") izy ao amin' ny Tanakh.

Ny horonambokin' ny Salamo

From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne