Boloky

Boloky: coracopsis nigra

Ny boloky dia vorona mifaraingo vava. Ankoatry ny boloky misioka toy ny vorona rehetra, dia misy koa ny vorona mahay mamerina ny teny fandreny matetika. Mandrafitra ny atao hoe Coracopsis ny boloky, izay misy karazana efatra ao amin' ny fianakavian' ny Psittaculidae, izay tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara sy ao amin' ny nosy hafa any amin' ny faritra andrefan' ny Ranomasimbe Indianina.

Ireto ny karazana efatra:

  • Coracopsis vasa (hita eto Madagasikara sy ao Kômôro)
  • Coracopsis nigra (hita eto Madagasikara, izay mizara roa: Coracopsis nigra libs sy Coracopsis nigra nigra)
  • Coracopsis sibilans (hita ao Kômôro)
  • Coracopsis barklyi (hita ao Seisely)

From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne