52°50′N 04°19′E / 52.833°N 4.317°E
Den Haag
| |||
![]() | |||
Velarantany | 98,12 km2 | ||
Isam-ponina | 565,701 mponina | ||
Tanànan-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | NC | ||
Firenena | ![]() | ||
Faritany | NC | ||
Faritra | Holland Atsimo |
Den Haag no fonenan'ny parlemanta sy governemantan'i Holandy ary ny Fanjakan'i Holandy ary renivohitry ny faritanin'i Zuid-Holland.
Io tanàna io no fonenan'ny fianakavian'ny mpanjaka nanomboka tamin'ny 1831, fa ny renivohitra de jure any Holandy dia Amsterdam.
Ny tanànan'i Den Haag no tanàna fahatelo lehibe indrindra any Holandy izay misy mponina 565.701 (hatramin'ny 1 Janoary 2024) amin'ny 98,12 kilometatra toradroa. Misy tanàna lehibe hafa koa eo amin’ny manodidina, toa an’i Rotterdam (20 km), Leiden (15 km) ary Delft (8 km).