Distrikan'i Toliara | ||
![]() | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 195 904 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | ![]() | |
Faritany | Toliara | |
Faritra | Atsimo-Andrefana |
Ny Distrikan' i Toliara I dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo-andrefan' i Madagasikara. Ny kaomininina ambonivohitr' i Toliara irery no kaominina mamorona an' io disttrika io.