12°19′02″S 49°17′31″E / 12.317320°S 49.291880°E
Antsiranana II
| |||
![]() | |||
Velarantany | 6 025 km2 | ||
Tanànan-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | NC | ||
Firenena | ![]() | ||
Faritany | Antsiranana | ||
Faritra | Diana |
Ny Distrikan' Antsiranana II dia distrika ao amin' ny Faritra Diana ao amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' Antsiranana. Ahitana kaominina miisa 17 ity distrika ity ary manana velaran-tany mirefy 6 025 km².
Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Antsiranana II: