Distrikan'i Moramanga

Ny Distrikan'i Moramanga dia disrika ao amin'ny Faritra Alaotra Mangoro izay ao avaratra atsinanan'i Madagasikara. I Moramanga, izay sady renivohitry ny kaominina Moramanga, no renivohiny.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne