Ny farihin' Alaotra (amin' ny fiteny frantsay: Lac Alaotra) dia farihy ngeza indrindra eto Madagasikara. Ao amin' ny faritra Alaotra-Mangoro, faritanin' i Toamasina no misy azy, eo amin' ny tapany avaratry ny lembalemba ampovoan-tany.
Developed by Nelliwinne