Faritanin' i Mahajanga

Faritanin' i Mahajanga

Ny Faritanin' i Mahajanga dia faritany eto Madagasikara. Tsy vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ny faritany taorian' ny fanavaozana ny Lalàmpanorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra nefa naverina ny maha vondrom-paritra itsinjaram-pahefana azy tamin' ny Lalàmpanorenan' ny taona 2010 na dia tsy voahaja aza izany.

Faritra sy distrika ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga

Ireto avy ny tanàna lehibe ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga: Ambatoboeny, Ambatomainty, Analalava, Antsalova, Antsohihy, Bealanana, Befandriana-Avaratra, Besalampy, Boriziny, Kandreho, Maevatanana, Mahajanga I, Mahajanga II, Maintirano, Mampikony, Mandritsara, Marovoay, Mitsinjo, Morafenobe, Soalala, Tsaratanana


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne