Faritra Analamanga
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | ![]() | ||
Faritany | Antananarivo | ||
Renivohi-paritra | Antananarivo | ||
Distrika | 8 distrika | ||
Lehiben'ny faritra | Tsy fantatra | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 17 445 km2 | ||
Isam-ponina | 2 650 000 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | 151,91 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | ----- | ||
Laharan-jarahasina | ----- | ||
Ny Faritra Analamanga dia faritra eto Madagasikara izay misy an' Antananarivo izay sady renivohitry ny faritra no renivohitr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' Antananarivo. Misy distrika valo sy kaominina 134 ny ao aminy.