Faritra Betsiboka

16°52′00″S 46°57′00″E / 16.866670°S 46.950000°E / -16.866670; 46.950000

Faritra Betsiboka
-
Fianarana no lova tsara
Firenena  Madagasikara
Faritany Mahajanga
Renivohi-paritra Maevatanana
Distrika 3
Lehiben'ny faritra Tsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany 30 025 km2
Isam-ponina 301 480 mpo.
Hakitroky ny mponina 10,04 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany -----
Laharan-jarahasina -----

Ny Faritra Betsiboka dia iray amin' ireo faritra 23 eto Madagasikara. Ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga no misy azy, any amin' ny tapany andrefan' i Madagasikara. Mifanefitra tany amin' ny Faritra Boeny ao avaratra izy, ny Faritra Sofia ao avaratra atsinanana, ny Faritra Alaotra-Mangoro ao atsinanana, ny Faritra Analamanga sy ny Faritra Bongolava ao atsimo, ary ny Faritra Melaky ao andrefana izy. Ny renivohitry ny faritra dia i Maevatanana. Tamin'ny taona 2004 Ddia nisy mponina miisa 236 500 eo ho eo ny faritra. Manana velarazn-tany mirefy 30 025 km². Izy no faritra vitsy mponina indrindra eto amin' ireo faritra eto Madagasikara.

Ireto ny distrika ao amin' ny Faritra Betsiboka:


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne