Faritra Diana
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | ![]() | ||
Faritany | Antsiranana | ||
Renivohi-paritra | Antsiranana | ||
Distrika | Antsiranana I, Antsiranana II, Ambilobe, Ambanja, Nosy Be | ||
Lehiben'ny faritra | Colonel Antilahy Martial Michel | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 19 266 km2 | ||
Isam-ponina (2010) | 719 000 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina (2010) | 37,32 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | ----- | ||
Laharan-jarahasina | ----- | ||
Ny faritra Diana dia faritra any avaratra amin' i Madagasikara ao amin' ny Faritanin' Antsiranana, izay fikambanan' ny distrikan' i Antsiranana I, Antsiranana II, Ambilobe, Nosy-Be, ary Ambanja.