Faritra Ihorombe


Faritra Ihorombe
-
Fianarana no lova tsara
Firenena  Madagasikara
Faritany Fianarantsoa
Renivohi-paritra Ihosy
Distrika 3
Lehiben'ny faritra Tsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany 26 391 km2
Isam-ponina 418 520 mpo.
Hakitroky ny mponina 15,86 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany -----
Laharan-jarahasina -----

Ny Faritra Ihorombe dia iray amin' ireo faritra 23 eto Madagasikara, ao amin'ny Faritanin' i Fianarantsoa no misy azy, ao atsimon' ny Nosy. Ihosy no renivohiny. Manana velarana de 26 391 km2 io faritra io. Ao amin' ny Faritra Ihorombe no misy ny tangoron-tendrombohitr' i Isalo. Midadasika ao koa ny Lembalemban' Ihorombe ao andrefana. Ny tapany atsimon' ny tangoron-tendrombohitra Andringitra koa dia ao anatin' ny tanin' Ihorombe.

Rn7 vers Ihosy

From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne