Faritra Itasy
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | ![]() | ||
Faritany | Antananarivo | ||
Renivohi-paritra | Miarinarivo | ||
Distrika | 3 | ||
Lehiben'ny faritra | ---- | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 6 993 km2 | ||
Isam-ponina | 643 000 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | 91,95 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | 19° 00′ 00″ Atsimo | ||
Laharan-jarahasina | 46° 46′ 00″ Atsinanana | ||
Ny Faritra Itasy dia faritra ao amin' ny faritanin' Antananarivo eo anivon' i Madagasikara. Mizara sisin-tany amin' ny faritra Analamanga isy any avaratra atsinanana, amin' i Vakinankaratra any atsimo ary amin' i Bongolava any avaratra-andrefana. Ny renivohi-paritra dia i Miarinarivo, ary ny isa-mponina dia misy any amin' ny 643 000 any ho any tamin' ny 2004, isy no faritany kely indrindra any Madagasikara miaraka amin' ny velarantany 6 993 km2, ary izy no be hakitroky ny mponina indrindra ao aorian' ny faritra Analamanga.
Voazara distrika telo izy :
Ny anaran' ny faritra Itasy dia anaram-parihy, farihy fahatelo eto Madagasikara. Ny faritra dia malaza amin' ny toetra maro: