Faritra Sofia
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | ![]() | ||
Faritany | Mahajanga | ||
Renivohi-paritra | Antsohihy | ||
Distrika | 7 | ||
Lehiben'ny faritra | Tsy fantatra | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 52 504 km2 | ||
Isam-ponina | 940 800 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | 17,92 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | 14,52 47 Atsimo | ||
Laharan-jarahasina | 47.59 15 Antsinana | ||
Ny Faritra Sofia dia faritra any avaratra-andrefana amin' i Madagasikara ao anatin' ny faritanin' i Mahajanga, mizara sisintany amin' ny faritra Boeny amin' ny tapany andrefana, avatra mizara amin' ny faritra Diana ary atsinana dia mizara amin' ny faritra Alaotra-Mangoro. Ny renivohitr' io faritra io dia Antsohihy, misy mponina miisa 940 800 tamin' ny taona 2004, ary mirefy 52 504 km2 ny velarany. Misy distrika 7 ary manana kaominina 108 izy.
Ny renirano antsoina hoe Sofia ao amin'io faritra io no nanome azy ny anarany.