Efitrano fivorian'ny Kristadelfiana, any Bath, Angletera
Ny Fiangonana Kristadelfiana (avy amin' ny teny grika hoe "Mpirahalahy sy mpirahavavy ao amin' i Kristy") dia fiangonana prôtestanta kely izay tsy mino ny Trinite.[1] Fiangonana nipoitra tamin' ny adventisma izy.