Ny fitaterana dia fitondrana zavatra, na olona avy amina toerana iray mankany amina toerana samihafa amin'ilay toerana voalohany, matetika amin'ny alalan'ny fiara mandeha ambon'ny lalana (fiarakodia, sarety) na ambon'ny lakandrano (sambo, lakana).
Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.
Developed by Nelliwinne