Fiteny antemoro

Sarin-tany maneho ny faritra misy ireo fitenim-paritra eto Madagasikara

Ny fiteny antemoro na temoro dia iray amin' ireo endriky ny fiteny malagasy isam-paritra tetenina any amin' ny faritra misy ny Antemoro, ao amin' ny faritra Vatovavy-Fitovinany, eo anelanelan' ny renirano Namorona sy ny renirano Manampatrana.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne