Tokony jerena akaiky kokoa ny resaka tsipelin-teny anatin'ity takelaka ity
Ilaina tsaraina ny teny diso tsipelina ary koa ireo fehezanteny izay mety ahitana hadisoan-drariteny.
Mety ho moramora kokoa angamba ny asa fanitsiana tsipelina amin'ny alalan'ny fitaovana eto amin'ireto pejy ireto.
Ny fiteny atabaskana dia vondrom-piteny ngeza be ao amin' ny tapany avaratra sy atsimon' i Amerika Avaratra. Ny fiteny atabaskana dia fianakavina faharoa amin' ny isan' olona mpiteny azy sy amin' ny isan' ny fiteny (ny fiteny nahoatla dia ao anatin' ny fianakaviam-piteny atabaskana); amin' ny haben' ny tany, ny Aljika ihany no manana velarana ngeza indrindra.