Fiteny masikoro

Sarin-tany maneho ny faritra misy ireo fitenim-paritra eto Madagasikara

Ny fiteny masikoro dia endriky ny fiteny malagasy tetenina any amin' ny faritra misy ny Masikoro, ao amin' ny morontsiraka atsimo-andrefan' i Madagasikara. Manakaiky na mitovy amin' ny fitenin' ny Sakalavan' i Menabe (fiteny sakalava atsimo) ny fiteny masikoro. Ny Masikoro rahateo dia heverina ho zana-pokon' ny Sakalava.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne