Fiteny paly

Ny fiteny paly dia fiteny indô-eorôpeana ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-ariana nampiasaina tany India taloha. Ny lahatsoratra bodista voalohany, atao hoe tipitaka, dia voatahiry amin' io fiteny io, izay mbola ampiasaina amin' izao fotoana izao ho fiteny litorjika ao amin' ny bodisma teravada.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne