50°07′N 08°41′E / 50.117°N 8.683°E
Franckfort/Main | ||
![]() | ||
Velarantany | 248,31 km2 | |
Isam-ponina | 773,068 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | de:Mike Josef | |
Firenena | ![]() | |
Faritany | NC | |
Faritra | NC |
I Frankfurt dia tanàna lehibe ao amin' ny tapany atsimon' i Alemaina, ao amin' ny fanjakan' i Hessen, eo amin' ny ony Main. Atao hoe Frankfurt am Main izy amin' ny teny alemana: fa Francfort-sur-le-Main kosa amin' ny teny frantsay. Misy mponina miisa 773 068 ny ao.