Ny haisoratra na literatiora dia vondron' asa vita amin' ny teny. Soratana ny ankamaroan' izy ireo fa misy ihany koa ny tenenina. Ny literatiora dia asa fanaovana tononkalo sy haisoratra tsara endrika.
Developed by Nelliwinne