Hamandoana

Ny hamandoana dia fisian' ny rano na eton-drano ao amin' ny rivotra na ao amin' ny zavatra hafa toy ny lamba, ny mofo, sns. Ao amin' ny rivotra dia azo refesina amin' ny fandrefy hamandoana sady aseho amin' ny isanjato ny habeny.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne