Imerina efa-toko

Imerina efa-toko dia ny fizaràna ho faritra efatra an' Imerina tamin' ny andron' Andriamasinavalona (1675-1710), ka ireo faritra ("toko") ireo dia nampanapahiny ny zanany efa-dahy. Tamin' ny andron' Andrianampoinimerina (taona 1787-1810), dia niova ho Imerina enin-toko izany.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne