I Java Atsinana, na Jawa Timur amin' ny teny indôneziana, dia faritany any Indônezia ao amin' nyu nosy Java. Mamaritra azy avy ao andrefana ny faritanin' i Java Afovoany, ao avaratra ny Ranomasin' i Java, ao atsinanana ny andilan-dranomasin' i Bali, ary ao atsimo ny Ranomasimbe Indiana. I Surabaya no renivohiny.