Joany Batista
| |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Joany Batista | ||
Teraka | Tsy fantatra | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||
I Joany Batista na Jaona Mpanao Batisa dia olo-malaza eo amin' ny kristianisma ary mpaminanin' ny finoana silamo. I Zakaria no rainy ary i Elizabeta bo reniny. Amin' ny teny hebreo dia atao hoe יוחנן / Yohanan izy. Ara-tantara, ny fisiany dia hamarinin' ny andalan-teny avy amin' i Flavio Jôsefa. Mpitory teny jiosy izy tamin’ ny andron’ i Jesoa izy.