Katsatsaka

Katsatsaka

Ny katsatsaka na tsatsaka dia androngo kely, mpihinana bibikely ny ankamaroany, izay hita amin' ny karazam-paritra maro, hita any amin' ny kôntinanta rehetra afa-tsy any Antarktika. Ao amin' ny zana-pilaharana Gekkota no misy ny katsatsaka, hita any amin' ny faritra manana toetany mafana eran' izao tontolo izao. Mirefy 1,6 hatramin' ny 60 sm izy ireo.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne