Ity ny lisitry ny lalam-pirenena eto Madagasikara. Maro no lalan-tany tsy vita tara, na tsy voakarakara tsara. 6 000 km ihany amin' ny 32 000 km fitambarany (miaraka amin' ny lalam-paritany) no vita tara ary ratsy ny ankamaroany. Ny ampahany tsy mifampitohy amin' ny lalam-pirenena dia avahana amin' ny alalan' ny litera (a, b ...), ny lalana hafa dia misy tovana -bis.
Nozarain' ny minisiteran' ny Asa Vaventy ho sokajy telo ny lalana:
Lisitry ny lalam-pirenena eto Madagasikara
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Roads in Madagascar |