Loksemborga

Grand-duché de Luxembourg ((fr))
Groussherzogtum Lëtzebuerg lb
Großherzogtum Luxemburg de
Loksamborga ((mg))
Sainan'i Luxembourg
(Antsipirihany)
Teny filamatra : Mir wëlle bleiwe wat mir sinn
(luxembourgeois,
Nous voulons rester ce que nous sommes)
Teny ofisialy fiteny loksamborga, fiteny frantsat ary fiteny alemana.
Renivohitra Loksemborga (tanàna)
49° 36’ Nord, 06° 08 Est
Tanàna ngeza indrindra Luxembourg
Fitondrana sy governemanta
 - Mpanjaka
 - Praiministra
Fanjakana ara-dalam-panorenana
Henri
Xavier Bettel
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 165
2 586 km²
Négligeable
Isam-ponina
 - Tontaliny (2009)
 - hakitroka
faha 161
493 500 mpo.
183 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Loksamborga
IDH (2009) Endrika:Diminution 0,956 (ambony) faha 9
Sandam-bola Euro (EUR)
Faritr'ora UTC +1
Hiram-pirenena Ons Heemecht
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+352

i Loksamborga dia firenen' ny Vondrona Eorôpeanina eo anelanelan'i Alemaina, i Belzika sy i Frantsa. Ny isa-mponina any Loksamborga dia 493 500 tamin' ny Janoary 2009. Anisan' ny firenena namorona ny Vondrona Eorôpeanina sy ny OTAN ny Loksamborga.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne