Mananivo

I Mananivo dia ony kely eto Madagasikara, ao amin' ny Faritra Atsimo-Atsinanana, amin' ny tapany atsinanan' ny distrikan' i Farafangana, mivarina any amin' ny Ranomasimbe Indiana.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne