Mitra (andriamanitra)

I Mitra dia andriamanitra indô-iraniana, zanak' i Anahita. Ny fivavahana aminy dia nandroso tokoa tao Rôma tamin' ny Andro Taloha hatramin' ny taonjato faha-2 sy faha-3 taor. J.K. Araka ny finoan' ny Rômana anefa dia namorona ny tenany avy amin' ny vato i Mitra.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne