Ny mpanoritra mamaritra dia mpanoritra manamarika andian-teny voafaritra. Tsy manana afa-tsy mpanoritra mamaritra ny fiteny malagasy ka ny teny ialohavan' ny mpamaritra dia lazaina hoe "voasoritra". Ny mpanoritra mamaritra, toy ny amin' ny fiteny anglisy the, dia ampiasaina hanondroana mpikambana ao amin' ny vondrona iray. Mety ho zavatra efa noresahin' ilay mpiteny izany, na mety ho zavatra voafaritra manokana.
Ohatra: