Oklahoma City

Oklahoma City
Velarantany NC
Isam-ponina 579 999 mpo. mponina
Tanànan-dehibe 1 280 578 mpo.
Ben'ny tanàna Mick Cornett
Firenena Etazonia
Faritany Oklahoma
Faritra NC

Ny Oklahoma City dia renivohitra ny Oklahoma, any Etazonia Tamin'ny fanisana tamin'ny taona 2010, nisy olona 579 999 mahery tany, Oklahoma City no tanàna lehibe indrindra any Oklahoma, aorian'i ny Tulsa, Norman, Broken Arrow, sy Lawton.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne