Paoma

Paoma

Ny paoma dia voankazo fihinana, be nofony malemy, mamy na somary makirana, sady misy ranony, avy amin' ny zavamaniry atao amin' ny anarana ara-tsiansa hoe Malus.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne