Papoa (vahoaka)

Lehilahy Huli any Papiazia-Ginea-Vaovao

Ny Papoa dia vahoaka tompon-tany ao Ginea Vaovao (izay nosy ao Ôseania), sy ao Melanezia ao amin' ny Ranomasimbe Pasifika, izay mitsinjara amin' i Ginea-Vaovao Andrefana (izay eo ambany fiandrianan' i Indônezia sy i Papoazia-Ginea-Vaovao).


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne