27°28′05″S 153°01′41″E / 27.467940°S 153.028090°E
Queensland dia fanjakana faharoa lehibe indrindra ao Aostralia, ary fahatelo amin'ny isam-ponina. Ao avaratra atsinanan'i Aostralia no misy azy, ary ny faritany manodidina azy dia ny Faritany Avaratra any andrefany, ny faritanin'i Valesa Atsimo Vaovao any atsimony, ny Aostralia Atsimo any atsimo andrefany. Ny renivohitr'i Queensland dia Brisbane.