Rabat

34°02′05″N 6°50′02″W / 34.03467°N 6.83400°W / 34.03467; -6.83400

Rabat
Velarantany 117 km2
Isam-ponina 620,996 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna Fathallah Oualalou<ref name
Firenena Marôka
Faritany NC
Faritra NC

I Rabat dia tanàna renivohitr'i Marôka.Izy dia tanàna miorina eo amoron'ny ranomasimbe Atlantika, any atsimo andrefan'i Marôka, latsaka 40 kilometatra atsimon'ny Kenitra sy 240 kilometatra atsimo andrefan'ny Tanger , 87 kilometatra any avaratra atsinanan'ny Casablanca


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne