Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

((zh))
中华人民共和国
中華人民共和國
Zhōnghuá Rénmín Gònghéguó
((zh))
Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina ((mg))
([[|Antsipirihany]]) ([[|Antsipirihany]])
Teny filamatra : Compter sur ses propres forces
Teny ofisialy Sinoa (Mandarina)
Renivohitra Beijing
39° 55' N, 116° 23' E
Tanàna ngeza indrindra Shanghai
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
 - Praiministra
Repoblika entim-bahoaka (tamin'ny 1949)
Xi Jinping
Li Qiang
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 3 na 4
9 640 821 km²
2,8%
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 1
1 360 445 010 mpo.
141 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Sinoa
IDH (2005) 0,777 (antonontonony) faha 81
Sandam-bola yuan Renminbi (CNY)
Faritr'ora UTC +8
Hiram-pirenena La Marche des Volontaires
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+86

I Sina na ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina dia firenena any Azia Atsinanana. Ny isan' ny mponina ao aminy dia mihoatra ny 1,3 lavitrisa, 1/5n' ny isan' ny mponina eto an-tany, izy noho izany no firenena be olona indrindra eto an-tany. Hatry ny 1979, mba tsy "hipoaka" ilay firenena noho ny habetsaky ny olona, ferana ho tokana ny isan' ny zaza anatin' ny tokantrano iray ho an' ny Sinoa hàna. Nanomboka tamin' ny taona 2013, dia nomena alalana hiteraka zaza roa ny mpivady izay nateraka ho zaza tokana. Amin' ny velarany misy 9 641 144 km², firenena ngeza indrindra any Azia Atsinanana i Sina, ary izy no firenena fahatelo lehibe indrindra maneran-tany amin' ny velarana, ao aorian' i Rosia sy i Kanada.

Voaorina tamin' ny 1 Ôktôbra 1949 ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina, nanaraka ny fandresen' ny antoko kômonista sinoa an' i Guomindang. I Sina dia sivilizasiôna tranainy indrindra mbola misy eto an-tany amin' izao tontolo izao, efa nisy 5 000 taona lasa izy. Ankehitriny, miseho ho repoblika sôsialista izy, antoko iray no mitondra, manana hasina amin' ny faritany 22 ary faritany mizaka tena dimy, kaominina efatra ary faritany administrativa manokana (Hong-Kong sy Macao).


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne