Riga

56°57′N 24°06′E / 56.950°N 24.100°E / 56.950; 24.100

Riga
-
Velarantany 307,17 km2
Isam-ponina 709,145 mpo. mponina
Tanànan-dehibe 1,098,523 mpo.
Ben'ny tanàna Nils Ušakovs
Firenena  Letônia
Faritany NC
Faritra NC

Riga dia renivohitr'i Letônia. Tamin'ny fanisana tamin'ny taona 2000, ny isam-poniny dia 709.145 mponina.

Ny tanàna dia eo amin'ny Hoalan'i Riga eo am-bavan'ny reniranon'i Daugava izay mihaona amin'ny Ranomasina Baltika.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne