Sabata (jiosy)

Fitsenana ny Sabata ao amin' ny Rindrina Atsinanana amin' ny Zoma hariva ao Jerosalema.

Ny Sabata izay atao hoe Shabbat na Shabbos amin' ny teny hebreo dia andro fitsaharana izay mifanandrify amin' ny andro fahafito amin' ny herinandro jiosy, izany hoe ny Asabotsy. Araka ny voalaza ao amin' ny Baiboly dia nasain' Andriamanitra notandreman' ny Zanak' i Israely ny andro Sabata.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne