Salamo faha-147

Ny Salamo faha-147 na Salamo 147 dia salamo ao amin' ny Bokin' ny Salamo, ao amin' ny Baiboly. Tafiditra ao amin' ny fizaràna atao hoe "boky fahadimy" (Sal. 107 - 150) ity salamo ity. Ny Salamo faha-146 no eo alohany ary ny faha-148 no manaraka azy.


From Wikipedia, the free encyclopedia · View on Wikipedia

Developed by Nelliwinne